Hadika sora-tanana ito "Lettre d'engagement" ito ary soniavin'ny mpianatra.
Ho aterina aty ampianarana amin'ny fidirana raha toa ka voaray.
TARATASY FANEKENA
Izaho .............................................................................................................
izay hianatra ato amin’ny Lycée Manarapenitra Tongarivo, dia manaiky fa :
- Hanaraka
tsara ny fitsipika mifehy ny sekoly.
- Hizaka ny
sazy rehetra hataoko raha misy izany araka izay voasoratra ao anaty carnet de
correspondance na araka ny fandaminana ataon’ireo Mpitantana ny sekoly.
- Hanao ny
ezaka rehetra ahafahako misondrotra kilasy ary hanaja ny Mpanabe sy ny
Mpandraharaha rehetra eto amin’ny sekoly.
Ny tanjoko
dia ny ho mpianatra mahay sady hendry, ho tafita sy ho reharehan’ny fianakaviako,
ny mpiray tanindrazana ary indrindra ny sekoly
ka tsy handrarak’ilo mby an-doha ny tenako.
Natao teto
................................, anio
..........................
Sonia
L'engagement scolaire est essentiel pour favoriser la réussite des élèves. Il renforce la motivation, l'implication et les résultats scolaires, créant un environnement propice à l'apprentissage et à l'épanouissement.