Miarahaba tompoko!
Ireto ny LISITRY NY ANKIZY AFAKA MIANATRA SY NY "DOSSIER" HO ENTINA NY ALATSINAINY 7 SEPTAMBRA 2026 amin'ny 8 ora maraina : 
    SECONDES - PREMIERES L - PREMIERE S - PREMIERE OSE - TERMINALE - "DOSSIERS" HO ENTINA
Ireto dingana 6 ireto no tsy maintsy arahina raha hanao "inscription" amin'ny alalan'ity pejy ity ao amin'ny LMP Tongarivo: 
1. Famakiana ny "DISCIPLINE"  izay mifehy ny mpianatra tsirairay avy.
2. Famakiana ny FIFANEKENA (Lettre d'engagement) izay hatao ary hosoniavin'ny mpianatra rehefa voaray izy.
3. Famenoana ny Taratasy fisoratana anarana (Fiche d'inscription).
4. Miandry ny valin'ny fangatahana. raha hita ao amin'ny Lisitry ny afaka mandoha vola dia azo ekena izany ny fangatahana ka mandoha ny vola any amin'ny Banky.
5. Mampiditra ireo laharan'ny "bordéreau" nandoavana vola mifanaraka amin'ny "numéro d'inscription" (Versement des frais)
6. Mitondra ireo antontan'taratasy ilaina amin'ny fidiran'ny mpianatra.

Réglement 
obligatoire

Engagement de chaque élève

Fiche d'inscription

Versement des frais

Définitivement inscrit