Fitsipika anatiny
Ny fidirana ho mpianatra ao amin'ny Lycée Manara-penitra Tongarivo dia mitaky fitondran-tena mendrika. Koa takiana ho an'izay mikasa hianatra ao ny fanarahana antsakany sy andavany ny fitsipika mifehy ny sekoly. Tsy azo hiadiana hevitra izay voasoratra fa izany ny fototry ny fiarahamonina, hifandraisana amin'ny mpianatra, raiamandreny, mpampianatra ary mpandraharaha rehetra mandritra ny fianarana manontolo. Ny fisoratana anarana hianatra dia midika fa manaiky izay rehetra voalazan'ity fitsipika ity:
tsy manao inscription izay manda
ny iray amin'ireo fitsipika ireo
hamaky ny fitsipiky ny sekoly